| Teny iditra |
tao-
|
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe taona
|
|
| Teny iditra |
tao
|
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe tao
|
| | Milaza toerana "ao" fa enti-milaza ny lasa: Tao anaty fantsakana no hita ilay rojo volamena [1.1]
|
|
| Teny iditra |
tao
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Asa karakaraina sy vitaina: Tao volo Fanamboarana, fananganana: Tao trano; taozavatra [1.1]
|
| | Travail, action [1.5]
|
| | Action de fabriquer, de construire [1.196]
|
|
| Teny iditra |
tao
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Fiomanana, fikarakarana izay hoentina miady na manafika [1.1]
|
| | Préparatifs, précaution [1.5]
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra |
tao
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Taisaka]
fitondrana
[1.78]
|
|
| Teny iditra |
taò
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | [Sihanaka]
ity
[1.78]
|
| Tovy hevitra | |
|