| Teny iditra | fanatantavanana (tantavana) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fampandalovana rano na zavatra hafa amin' ny tantavana na amin' ny lamba mba hampahadio azy na hanala ny faikany aminy [1.1] | ||
| L'action de filtrer, l’instrument, le lieu, le motif [1.3] | ||
| Filtre, passoire [1.13] | ||
| Ohatra | fanatantavanana azy, hialan' ny ratsy.
[2.366] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07 |
|