|
|
|
|

Teny iditra tantavana
Sokajin-teny anarana
 Fitaovana misy loadoaka ampandalovana rano miharo ventin-javatra na loto, ka mandeha ny ranony fa mijanona kosa ny ventiny na ny loto; sivana [1.1]
 Fitaovana tantera-drano anasarahana ny ranoka sy ny faikany [1.13]
 Filtre, filtrant [1.13]
Sampanteny 
Mpanahaka  sivana

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/09