|
|
|
|

Teny iditra fandafika (lafika)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina mandafika, izany hoe manisy lafika [1.1]
 Ce sous quoi on met ordinairement quelque chose, ce qui exige un coussinet, la manière de mettre quelque chose dessous [1.3]

Teny iditra fandafika (lafika)
Sokajin-teny anarana
 Ody fanalefahana ny poizin' ny tangena, saingy sotroina mialoha fa tsy mba aoriana toy ny fanatsatsorano [1.1]
 A charm used to render the tangena ordeal innocuous. [1.2]
  [Merina] (de lafika : ce qu'on prend comme apéritif avant le repas). On appelait ainsi autrefois les préparations qu'on avalait avant d'être soumis à l'épreuve du tangena et qui est censé lui servir d'antidote ou tout au moins pallier ses effets les plus dangereux. [1.196]
Voambolana 
Ohatra ody mahery tsy matin-tangena, fanevo-tana, fandafika, - tsy mba resin' izany hianao, ry Manamango, fa andriamanitra hianao [2.857]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20