| Teny iditra | fandala (lala) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba entina mandala [1.1] | ||
| Teny iditra | fandala (lala) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Tokony hokarakaraina, hotandremana, hotandrovina: Fandala toy ny vola aman-karena ny firaisan-kina [1.1] | ||
| Teny iditra | fandalà | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| [Bara, Taisaka] Fisaonana [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
|