| Teny iditra | lala | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| [Bara] fantatra [1.78] | ||
| [Bezanozano] Fantatra: lalako: fantatro; tsy lalako: tsy fantatro [1.78] | ||
| Fantatra (any anindran-tany) [1.1] | ||
| [1.2] | ||
| (utilisé comme adjectif dans les provinces) connu, aimé, chéri [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | lala | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Tiana (afovoan-tany): Tsy any ny lalana, ry lala [1.1] | ||
| Teny iditra | lala | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Ba na paikan-kira [1.1] | ||
| Rythme du chant [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | lala | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fisaonana ny vady maty [1.1] | ||
| Deuil des époux [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | lala | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fikarakarana, fitsimbinana [1.1] | ||
| épargne, soins [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | Lala | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (solon' anarana) | |
| Pseudonyme de l'auteur de Ny Tanindrazako (tononkalo) [5.fr.https://oceanindien.revues.org/1391] | ||
| Voambolana | ||
| Tsanganana sy sary iray takila | Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |
|