| Teny iditra | fandalina (lalina) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entina mandalina na mandavaka any anaty tany lavitra any; tomba entina mamototra fatratra Azo na tsara halalinina: Hevitra fandalina tokoa izany [1.1] | ||
| Ohatra | Noho izany, hanan-danja lehibe eo amin' ny asa ireo fiarahamonina sy harivolana ireo, ka hiantraika eo amin'ny fomba fandalina izany.
[2.606] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09 |
|