|
|
|
|

Teny iditra lalina
Sokajin-teny mpamaritra
 Enti-milaza izay misy elanelany be ny tampony na ny vavany sy ny fanambaniny na ny vodiny: Lalina itỳ rano ity ~ Latsaka tao anaty tevana lalina izy
Mangitsokitsoka
Enti-milaza teny na hevitra voafototra tsara, tsy misafosafo ivelany fotsiny: Lalina ny hevitra naposak' ilay mpandahatra
Fatratra, mahatalanjona, lehibe: Lalina izy raha hikabary ~ Lalina ny fahoriana nahazo azy [1.1]
 Deep [1.2, 1.7]
 Profound [1.2]
 Profond au physique et au moral, fameux, fort, éminent, extrême en son genre [1.3]
 Profond [1.3, 1.8]
Ohatra Tsy lalina ilay lava-bato, ka tafiditra tsara tao ny fahazavan'ny kintana, ary nahazo nijery sy nandinika tsara ny tarehin-dRazaimalala izy. [2.324]
Sampanteny 
Tohi-kevitra 

Teny iditra lalina
Sokajin-teny anarana
  [Tanosy] (dans son sens général ce mot, tiré du malais dalam, signifie remarquable, exceptionnel). C'est le nom général des arbres appartenant aux genres Homalium et Bivinia (Salicaceae). Leurs bois durs et de bonne conservation ont en effet d'excellentes qualités. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26