|
|
|
|

Teny iditra fandatsaka (latsaka)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina mandatsaka na mamotraka [1.1]
 Ce qu'on peut poser, celui qu’on peut enrôler, manière de poser [1.3]
Ohatra Handatsaka fandrika amin' ny ratsy fanahy Izy tahaka ny fandatsaka ranonorana; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10