Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
fandavora
ri
ana
(
lavo
ra
ry
)
Sokajin-teny
anarana
Fanaovana izay hahalavorary, hahatomombana, hahatanteraka
[
1.1
]
Le perfectionnement, l’accomplissement
[
1.3
]
Finition
[
1.13
]
Ohatra
1
Isaorana koa ireo mpitantsoratra niara-nihosina tamin'ny
fandavorariana
ny boky
[
2.606
]
2
Tsy dia ilana herin-tsandiy loatra ny asa ato, saingy ifotoran' ny
fandavorariana
ny asa ny fananana fifantohan-tsaina sy fihetsika kinga
[
2.445
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07