|
|
|
|

Teny iditra fandevona (levona)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina mandevona, manafoana, manafongana [1.1]
 Ce qu’on peut détruire, faire évaporer, la manière d'anéantir [1.3]
Ohatra Izaho efa nandevona ny fahadisoanao tahaka ny fandevona ny zavona, ary ny fahotanao tahaka ny rahona; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07