| Teny iditra | fandrabavy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | fandraka, vavy | |
| Fandraka lehibe na mivelabelatra ny lelany [1.1] | ||
| Fandra-kazo be sakana fa manify [1.13] | ||
| [vavy, feminine.] A very large chisel. [1.2] | ||
| Ciseau [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Mpanahaka | fandradahy | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/22 |
|