|
|
|
|

Teny iditra fandrendrehana (rendrika)
Sokajin-teny anarana
 Fandatsahana ao anaty rano mba tsy ho afa-mipoitra intsony, fandentehana: Tsy zavatra mora ahory ny fandrendrehana sambo iray
Fanempoana: Orinasa lehibe ny fandrendrehana akoram-by mba hahazoana vy
Fampiokoana, fampikomiana: Sazy lehibe no anafaizana izay tratra manao fandrendreham-bahoaka [1.1]
 L'action de faire fondre, la fonte, l'instrument pour faire fondre, le lieu [1.3]
Ohatra 
1Dia ny fandrendrehana ny sisa sy ny fanatsoriahana azy; [2.366]
2Ny memy ho an' ny volafotsy, ary ny fatana fandrendrehana ho an' ny volamena; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07