| Teny iditra | fandrin-drano | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | fandry, rano | |
| Fahamarin-tampona, fitovizan-tantana toy ny an'ny rano: Fandrindrano ka tsy misy avo sy iva Fitovizana tanteraka, fitovizana tantana [1.1] | ||
| (fandrindrano) fitaovana fijerena ny marindrano [1.13] | ||
| Niveau de maçon, niveau d'eau [1.13] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/08/14 |
|