| Teny iditra | fandroana (andro) | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Andro lehibe azo heverina ho fetimpirenena malagasy fahizay izay natao ho fidiovana indrindra sy hifampirariantsoa. Tamin' ny tsinam-bolana Alahamady tany an-tendrony ary tamin' ny fitsingerenan' ny nahaterahan' ny mpanjaka Ranavalona III taty aoriana no nankaJazana ny Fandroana. Nizara andro telo lehibe ny fandroana: ny tora-bolana, ny tena fandroana na fisasana amin' ny rano mba hidiovana, ary ny famonoana omby nakana hena natao jaka [1.1] | |||||||
| The Malagasy annual festival, so called because bathing is one of the chief points in its observance; a bath. [1.2] | |||||||
| A bath, bathing [1.7] | |||||||
| Bain [1.8] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Lahatsoratra | Randzavola: fandroana ao amin' ny Baiboly | ||||||
| Sary |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|