|
|
|
|

Teny iditra fandroatra (roatra)
Sokajin-teny anarana
 Fiforonan' ny roatra amin' ny zavatra iray rehefa tenehina: Indray mipy maso fotsiny ny fandroatran' ny ronono [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05