| Teny iditra | roatra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Vorivory fotsy miforona eo ambonin' ny rano; tapoapoaka mitambolina mivoaka avy amin' ny rano midona mafy amin-javatra ka miverina mifanena, na avy amin' ny rano misy savony, na avy amin' ny vary andrahoina [1.1] | ||
| Foam, froth [1.7] | ||
| écume, débordement [1.8] | ||
(général). Ecume que font certains fruits ou légumes quand on les faits cuire. Par exemple :
| ||
| Voambolana | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17 |
|