|
|
|
|

Teny iditra fandrobohana (roboka)
Sokajin-teny anarana
 Fanatsobohana, fanasaikana ao anaty rano: Toy izao no fandrobohana ny siny ao anaty rano
Fambosiana, fitaomana, fanambatambazana hanao zavatra: Mitandrema tsara fa fondrobohana onao fotsiny izany teny mamy ataony izany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20