Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
fanelane
la
nana
(
ela
ne
lana
(
e
lana
))
Sokajin-teny
anarana
Alalana, fangatahana atao ho an' olona:
Tamin' ny fanelanelanan-dRanaivo no nahazoako io tombon-tsoa io
[
1.1
]
L'arbitrage, la médiation
[
1.3
]
Ohatra
1
mazava ho azy fa izany no manosika ny olon-tsotra hangataka
fanelanelanana
sy/
[
4.27
]
2
Nanaiky ny
fanelanelanana
Rehandry fa Somongay nandà ka dia nitohy ihany ny ady.
[
2.508
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08