| Teny iditra | elanelana (elana) | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Ny afovoany: Ny fanondroadala dia eo anelanelan' ny fanondro sy ny monarapoana Ny tsy itoviana: Ny elanelan' ny 9 sy ny 4 dia 5 Halaviran-toerana mampisaraka zavatra na tanàna anankiroa Be elanelana loatra ireto andry ireto: Ohatrinona ny elanelan' Antananarivo sy Ambohimanga? Ny eo afovoan' ny roa tonta ka tsy momba ny atsy na iroa: Aoka fa ianao no ho elanelan' ny adinay [1.1] | |||||||
| The time or place between; a go-between [1.7] | |||||||
| Intervalle de temps ou d'espace [1.8] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Sampanteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | elakelaka | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15 |
|