| Teny iditra |
fanendrikendrehana
(endrikendrika)
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Filazana ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony, fanosoran-dratsy; fanombotombohana [1.1]
|
| | L'action de calomnier [1.3]
|
| Ohatra |
| 1 | Raha azo lazaina fa misy ambaratonga ny lainga, dia ny fanendrikendrehana no tampon-dohan' ny ratsy indrindra.
[2.285]
|
| 2 | na fihetsika ivelany saingy miafina amin' ny olona fihatsarambelatsihy na fahafihinam-bava, fanendrikendrehana na fahafoizan-tena.
[2.296]
|
|
|