| Teny iditra | endrikendrika (endrika) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [duplicatif diminutif] [1.3] | ||
| Teny iditra | endrikendrika | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Filazana ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony; fanosoran-dratsy amin' izay tsy natao [1.1] | ||
| Slander, insinuation [1.7] | ||
| Calomnie [1.3, 1.8] | ||
| Fausse accusation [1.3] | ||
| Insinuation [1.8] | ||
| Ohatra | Ao ny endrikendrika natao fanahy iniana mba hisian' ny fanalalanana hamidy lafo rehefa avy eo.
[2.472] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/08/31 |
|