| Teny iditra | fanenjana (henjana) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entina manenjana, misintona mba ho henjana Azo henjanina [1.1] | ||
| Ce qu’il faut raidir, la manière de tendre [1.3] | ||
| Ohatra | Manenjana ny lelany toy ny fanenjana tsipìka izy mba handefa lainga.
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |
|