|
|
|
|

Teny iditra fangoloka (holoka)
Sokajin-teny anarana
 Faran' izay fetsy ratsy sady mahay mamitaka amim-pihatsaram-belatsihy: Aza mifampiraharaha amin' iny olona iny fa lehilohy fangoloka iny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05