|
|
|
|

Teny iditra fangotsohana (hotsoka)
Sokajin-teny anarana
 Fanaintainana [1.1]
Tovy hevitra fangotsongotsohana

Teny iditra fangotsohana (hotsoka)
Sokajin-teny anarana
 Entina milaza olona tsy azo kasihina noho ny hasiahany
Fetsy holoka. Fetsy [1.1]

Teny iditra fangotsohana
Sokajin-teny anarana
 Bibikely karazana fanday fahita eny amin' ny ravin-javatra toy ny rotra na ny tanantanana ka manaikitra ary mahavoa ny tandomerina ny lainy [1.1]
 [Rel. s. from mangotsoka (hotsoka).] An insect with very prickly hairs. [1.2]
Voambolana 

Teny iditra fangotsohana (hotsoka)
Sokajin-teny anarana
  [Betsileo] (de hotsoka : douleur violente des organes profonds) Préparation qu'absorbaient certains lutteurs avant le combat. Elle était censée favoriser l'apparition de douleurs chez l'adversaire et les empêcher, au contraire, chez celui qui la buvait. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17