| Teny iditra | fangozohozoana (hozohozo) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fahosana, faharerahana mampangovingovitra ny tena ka tsy ahafahana mihetsika na mamindra tsara [1.1] | ||
| La faiblesse, la débilitation [1.3] | ||
| Ohatra | fa ny rantsam-batany dia asiako fangozohozoana mandritra ny andro iaianany
[2.996] | |
| Tovy hevitra | fihozohozoana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |
|