|
|
|
|

Teny iditra fanimpolony (impolo (folo))
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
 Famerenana asa iray hatramin' ny impolo: Fanimpolony izao no nanontana io boky nosoratanao io [1.1]
 Pour la dixième fois [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20