|
|
|
|

Teny iditra folo
Sokajin-teny mpamaritra
 Sivy miampy iray: Folo ny fitambaran' ny rantsantanana [1.1]
 Ten. [Mal. puluh, and polo, sapuloh, and safulu in many Malay Arch. and Polyn. languages.] [1.2]
 Ten [1.7]
 Dix [1.3, 1.5, 1.8]
  10
X [3.1]
Voambolana 
Ohatra 
1Tovolahy Bara folo no tao [2.649]
2Hitondra tanam-polo mody? [2.528]
3Tamin' ny fahatelo ambin' ny folon' ny volana Adara izany [2.996]
Haiendriteny 
Tsotra : folo, folony, folon', folon-, folom-
Tovonana : -polo, -polony, -polon', -polon-, -polom-
Sampanteny 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/03