| Teny iditra |
fanina
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Fahatsiarovana (na mahatsiaro) ny tena ho jenjina ka mihodinkodina no fijery ny zavatra rehetra manodidina hany ka mety hianjera mihitsy aza ny tena: Sarotim-ponina izy. / Fanina aho izany fa tano [1.1]
|
| | Dizzy [1.2, 1.7]
|
| | Giddy. [Mal. pening.] [1.2]
|
| | Faint [1.7]
|
| | Qui a des vertiges, étourdi [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Saika fanina ilay tovolahy kely.
[2.499]
|
| 2 | Nisondrotra ny ambavafoko, fanina ny masoko.
[2.4]
|
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra |
fañina
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Tanosy]
Fanekena [1.78]
|
|
| Teny iditra |
fan~ina
|
| Sokajin-teny | tsirinteny saradroa
|
|