|
|
|
|

Teny iditra mahafanina (fanina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mahatonga ho fanina: Mahafanina ny fofon' afon' arina
Mitovy hevitra: mahabadenina ~ mahajambena [1.1]
 To produce giddiness. [1.2]
 To make dizzy or faint [1.7]
 Qui donne des vertiges ; qui étourdit [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahafanina
Ny lasa : nahafanina
Ny hoavy : hahafanina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20