|
|
|
|

Teny iditra faninakinaka (hinakinaka (hinaka))
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina mikapoka mafy: Nampihomehy ny nijery ny faninakina-dRakoto ny zaza [1.1]
 Celui qui mérite les coups, manière de battre [1.3]

Teny iditra faninakinaka (hinakinaka (hinaka))
Sokajin-teny mpamaritra
 Tokony hovelezina mafy: Ny zaza maditra toy itony no faninakinaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/21