|
|
|
|

Teny iditra hinakinaka (hinaka)
Sokajin-teny anarana
 Fikapohana mafy tsy misy fangorahana na amin' ny hazo na amin' ny karavasy [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra hinaka

Teny iditra hinakinaka (hinaka)
Sokajin-teny mpamaritra
 Sady lehibe no matavy, botrefona [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra hinaka

Nohavaozina tamin' ny 2010/09/16