| Teny iditra | fanindriana (tsindry) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanerena zavatra avy eo ambony amin' ny lanjan' ny tena; fanasiana zavatra mitambesatra aminy avy eo ambony [1.1] | ||
| L’action de presser, de peser sur, de comprimer, d’aider, les instruments, le lieu [1.3] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |
|