| Teny iditra | tsindry | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Zavatra apetraka eo ambonin ny zavatra hafa: Tsindry akanjo Fanaingenana zavatra eo ambonin' ny zavatra hafa: Natao vato tsindry hahazana Fanampiana zavatra amboniny: Tsindrim-barotra [1.1] | ||
| Pression [1.13, 1.196] | ||
| Compression [1.13] | ||
| Contrainte [1.196] | ||
| Ohatra | Avy aiza ary no nipoiran'ireto fahavalo nanao tsindry ady ireto?
[2.588] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |
|