| Teny iditra | fanindronana (tsindrona) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fandoahana na famelezana amin' ny lohan-java-maranitra; fanatrobahana amin' ny fanjaitra loaka fidiran' ny ranom-panafody [1.1] | ||
| L’action de piquer, de percer, de transpercer, l’instrument [1.3] | ||
| Ohatra | Ny tenin' ny hendry dia toy ny fanindronana omby;
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |
|