| Teny iditra | fanintona (sintona) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entina manintona Azo sintonina [1.1] | ||
| Teny iditra | fanintona (sintona) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin' izany [1.1] | ||
| Aretina mampihinjitrinjitra ny vatana [1.13] | ||
| Convulsion [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | fanintontsintona | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13 |
|