| Teny iditra | fanintontsintona (sintontsintona (sintona)) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin' izany. Aretina mampikainkona ny hozatra sy ny rantsambatana tsy araka ny sitrapo [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | fanintona | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|