| Teny iditra | fanirahana (iraka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fandefasana matetika: Any an-tsena no fanirahany ahy Fandefasana olona hanatanteraka zavatra iray: Avy amin' ny lehiben' ny Governemanta ny fanirahana olona hamitrana fihavanana [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|