| Teny iditra | iraka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Olona alefa amin' ny toerana iray mba hitondra teny na haka zavatra na olona, na handamin-draharaha: Iraka mahatoky no nampitondrainy hafatra [1.1] | ||
| A messenger [1.7] | ||
| Messager, envoyé [1.8] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2012/12/26 |
|