|
|
|
|

Teny iditra faniraka (iraka)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina maniraka [1.1]

Teny iditra faniraka (iraka)
Sokajin-teny mpamaritra
 Voatendry matetika hanao iraka: Izaho no faniraka ato an-trano, hoy Ikoto [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05