|
|
|
|

Teny iditra faniratsira (tsiratsira)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina maniratsira, tsy manaja, manivaiva, manevateva
Azo tsiratsiraina, tevatevaina [1.1]
Ohatra Indro hianao efa nataoko kely eo amin' ny firenena dia faniratsira indrindra. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14