| Teny iditra | fanisihana (sisika) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fampidirana, fanosohana, fanampiana Fanomezana olona zavatra na vola hanangolena azy [1.1] | ||
| Teny iditra | fanisihana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanasarahana litera na teny amin'ny alalan'ny vy iva noho ny litera [1.13] | ||
| Espacement [1.13] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|