| Teny iditra | fanjakana baranahiny | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | fanjakana, baranahiny | |
| Fanjakana entina mpitondra tsy miraharaha na inona na inona, tsy miahy ny vahoakany [1.1] | ||
| [baranahiny, without order.] A state of lawlessness. [1.2] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | fanjakan' i baroa ~ fanjakana raban-tsahona | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |
|