| Teny iditra | fanjakanabaroa > fanjakan' i Baroa | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | fanjakana, baroa | |
| Fanjakana entina mpitondra rainazy ka samy manao izay tiany ny vahoaka [1.1] | ||
| [ fanjakana baroa ] A state of lawlessness [1.2] | ||
| Anarchie, la cour du roi Pétaud [1.3] | ||
| Ohatra | Arofanina avokoa ireny, dia arofanina mba tsy hianjerana amin'ny fanjakan' i Baroa.
[2.503] | |
| Tovy hevitra | fanjakana raban-tsahona | |
|
|