| Teny iditra | fanjenjenana (jenjina) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| L’action d’éblouir, d’étourdir, l’éblouissement [1.3] | ||
| Teny iditra | fanjenjenana (zenjena) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fandehandehanana tsy misy antony, fandehandehanana etsỳ sy erỳ, firenirenena: Mampalahelo ny fonjenjenan' ny zaza tsy misy mpiahy [1.1] | ||
| L'action d'errer ça et là, le lieu, le motif [1.3] | ||
| Tovy hevitra | fizenjenana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|