| Teny iditra | jenjina | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Ohatra ny voakapoka mafy ka fanina, mila ho safotra, tsy mahita izay ambonin' ny tany: Nianjeran' ny taila ny lohany ka jenjina izy [1.1] | |||||||
| Taken aback, unsure of oneself [1.7] | |||||||
| ébahi, hébété [1.8] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Sampanteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2017/08/03 |
|