|
|
|
|

Teny iditra fanodina (hodina)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina manodina: Hainao ve ny fanodina ny divay ho toaka?
Azo ahodina: Tsy fanodina ho toaka ny ranom‑boasary [1.1]
 Manière de faire tourner [1.3]
Ohatra Ny hasy indray dia voly vaovao, tsy azo hanina fa fanodina, noho izany fivarotra tanteraka. [2.606]

Teny iditra fanodina (odina)
Sokajin-teny anarana
  [1.1]
 Manière de faire révolter [1.3]
Tovy hevitra fampiodina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20