| Teny iditra | hodina | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fiverenana eo amin' ny toerana ihany mankany ivoho; fitodihan' ny loha mankany aoriana na ao an-daniny; fitsimbadihana rehefa mikorisa, ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany [1.1] | ||
| A turning around [1.7] | ||
| Tournoiement [1.8] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2009/06/22 |
|