|
|
|
|

Teny iditra fanoharana (ohatra)
Sokajin-teny anarana
  [Taimoro] Fandrefesana, famarana [1.78]
 Fampitahana, fampitoviana: Efa hatry ny ela no nandrenesana ny fanoharana ny olo-mazoto miasa amin' ny vitsika / Nomeny fanoharona vitsivitsy izahay mba hahazoanay tsaratsara kokoa izay tiany holazaino
Tantara tsy mivantana, fa ny biby na ny olona lazaina ao dia ohatra na sary amonosana ny tena izy: Moa mba henonao ilay fanoharana amin' ny zaza mpandany [1.1]
 Fomba filazan-javatra tsy mivantana an'ohatra [1.13]
 A parable [1.2, 1.7]
 A comparison [1.2, 1.7]
 A measure, the means of measuring, a figure of speech [1.2]
 Parabole [1.8, 1.13]
 Comparaison [1.8]
Ohatra 
1Ary mianara ny fanoharana ny amin'ny aviavy [2.996]
2Ary ny ombalahy nangalan' Andrianampoinimerina fanoharana hoe: [2.48]
3na dia ho babeko aza hoe fanoharana! [2.470]
Lahatsoratra 

Teny iditra fanoharana
Sokajin-teny anarana
  fanandramana [1.13]
 Essayage [1.13]
Voambolana 

Teny iditra Fanoharana
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra Rahidy Basilide
Voambolana 
Fanoritsoritana traduction libre des fables de La Fontaine
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12