|
|
|
|

Teny iditra fanohitra (tohitra)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina manohitra, na tsy manaiky ho resy
Azo toherina [1.1]
 Ce à quoi on peut résister, manière de résister [1.3]
Ohatra Hataonao ahoana moa no fanohitra ny lehibe anankiray amin' ny mpanompon' ny tompoko, na dia izay kely indrindra aza? [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08